Jejoo, le quotidien des femmes
Jejoo

En vente actuellement 16/02/2018


A la une

Voatabia, ovy, vahona…Inona no ilain’ny tarehinao ?

16/02/2018

Fomba tena be mpanao indrindra ikolokoloana ny tarehy, ny fitaizana azy amina akora voajanahary.

 Lire la suite...

Love

Efa manana olon-tiana izy …fa tiako

16/02/2018

Tranga matetika miseho ny hoe : efa manana olon-tiana hafa ny olona iarahana. Marobe ny tovovavy miaina izany.

Lire la suite...

Sakafo

« Cocktail » amboarina ao an-trano

16/02/2018

Karazana « cocktail » roa mora karakaraina ao an-trano no entina ho anao anio, azo aroso ho an’ny vahiny, na iarahan’ny mpianakavy mankafy ao an-trano.

Lire la suite...

« Crème de banane », ody kohaka natoraly

16/02/2018

Akora ilaina : · Akondro masaka tsara 2 · Rano mahamay 400 ml · Tantely 2 sf

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Homme »

16/02/2018

1- Pantalon de marque « Strellson » : 30. 000 Ar, pointure 40, Frip Home Antsakaviro, près de la Faculté des Médecines, vers Ambohijatovo

Lire la suite...

Déco

Fahadisoana 6 tokony ialana rehefa manaingo trano

16/02/2018

Misy fahazarantsika Malagasy amin’ny haingon-trano, tsy mivoaka sady tsy manara-penitra, ka tokony ahitsy. Ny matihanina amin’ny haingon-trano no tena mahatsikaritra avy hatrany azy ireny, ka izany indrindra no nahatonga ny Jejoo hangataka ny hevitry ny décoratrice d’intérieur iray.

Lire la suite...

Toro hevitra aram-panahy

Tena misy ve ny olona miady aina, ka miandry ny olona tiany vao maty ?

16/02/2018

Zavatra fahita matetika ary saiky lasa voamarika hatrany ny hoe “tsy maty io raha tsy tonga ny zanany, ny iray tampo aminy, na olona voatondro manokana izay manana fifanakaikezana amin’ilay olona…”Tena marina ve izany?

Lire la suite...

Manerantany

Mitady mpanafosafo ireo zazakely vao teraka tsy ampy volana ny hôpitaly

16/02/2018

15 tapitrisa isan-taona, maneran-tany, no zaza teraka tsy tonga volana, araka ny antontan’isa nomen’ny OMS. Marefo kokoa noho ny zazamenava hafa rehetra izy ireo.

Lire la suite...

Tovolahy 19 taona, nitifitra sy nahafaty olona 17 tao amin’ny lisea nianarany

16/02/2018

Tovolahy iray 19 taona, mpianatra amina lisea iray ao Florida Etazonia, no nitondra basy ka nitifitra sy nahafaty olona miisa 17, tao amin’ity sekoly ityn ny marainan’ny 14 febroary lasa teo.

Lire la suite...

Namono tena izy rehefa avy namono ny fianakaviany

16/02/2018

Novonoin’i Joseph Nickell, lehilahy 44 taona, tamin’ny alahady lasa teo, ny ray aman-dreniny sy ny olon-tiany ary ny rafozam-baviny, tao Kentuky Etazonia.

Lire la suite...

Conseils

Lazain’ny rahavaviko fa ratsy tarehy be ilay olona miaraka amiko.

16/02/2018

Lasa matahotra aho, nefa izaho tena tia azy ary izy koa fantatro fa tia ahy. Mba toroy hevitra aho.

Lire la suite...

Zoma mafinaritra

ZOMA

16/02/2018

In Square Ambatobe : Fali sy ny mpandihiny manomboka amin’ny 8 ora alina Paf : 15.000Ar Restaurant Art-Gout Ilanivato: Mami Basta sy Ifanihy manomboka amin’ny 8 ora alina. Paf: 15.000Ar

Lire la suite...

Famille

Tsy mety manao maloto any am-pianarana…mankarary

16/02/2018

Araka ny fanadihadiana iray nataon’ny OpinionWay tamin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra tamin’ny sekoly iray tany Frantsa, dia marobe ny ankizy tsy mety manao maloto any am-pianarany fa miandry tonga any an-trano vao mivoaka, noho ny loton’ny toeram-pivoahana. Mampanahy izany, ho an’ny toem-pahasalaman’ny ankizy…

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo